Entrée | hika | |||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||||||||
Explications en malgache | Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra [1.1] | |||||||||||||||
Entrée | hika | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [1.1] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| |||||||||||||||
Anagrammes | hika, kiha |
Mis à jour le 2020/07/31 |