Entrée | hodibalaza | |
Mots élémentaires | hodi- ; hoditra)balaza#mg.n'>balaza | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fono na saron' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin' ny hoditra etỳ ivelany mandrakotra ny balaza; manify izy io ary moramihofakofaka, nefa mora maniry koa [1.1] | |
(hodi-balaza) hoditra ivelany manify mora miepaka [1.13] | ||
Explications en français | Pellicule, peau, écorce [1.13] | |
Synonymes | hodibalazana | |
Mis à jour le 2023/12/06 |