Entrée | holoka | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Loaka ny ao anatiny, hoboka Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1] | ||||||
Explications en français | Creux, cave à l'intérirue Figuré: madré, roué [1.3] | ||||||
Exemples | Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny.
[1.357] | ||||||
Dérivés |
| ||||||
Mots composés |
| ||||||
Anagrammes | haloko, holoka |
Mis à jour le 2023/10/20 |