Entrée | hombo | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakambanan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin' olona mba hamelezana azy ihany; fihamafisan' aretina: Hay tsy varavarana hombo vy fa hazo fisaka midity harongana (Rajaonah Tselatra) [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | An iron or wooden spike or peg [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Cheville en bois ou en fer, clou [1.8] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |