Entrée | hono | |||||||||
Partie du discours | participe | |||||||||
Explications en malgache | Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa [1.1] | |||||||||
Explications en anglais | They say [1.7] | |||||||||
Explications en français | On dit [1.3, 1.8] | |||||||||
Dit-on [1.3] | ||||||||||
Exemples |
| |||||||||
Dérivés |
| |||||||||
| ||||||||||
Anagrammes | hono, noho |
Mis à jour le 2020/07/31 |