Entrée |
horakoraka
(horaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
|
Explications en anglais | The cries of a crowd [1.7]
|
Explications en français | Les cris d'une foule [1.8]
|
Exemples |
1 | Kotaba, horakoraka moa izao!
[2.356]
|
2 | Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna.
[2.117]
|
|
Dérivés |
|
Synonymes | |
|
Entrée |
horakoraka
(horaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
|
Dérivés |
|
Synonymes | |
|