Entrée | iangarana (angatra) | ||||||||
Partie du discours | verbe relatif | ||||||||
Explications en malgache | Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be discriminated against [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qui est victime de discrimination, contre qui on fait des partialités [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Hyponymes | |||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot iangarana | ||||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |