Ny indraben' ny sakamandimby dia irain-jehy ary ny indrakeliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d'épaisseur)[1.3]
2
Folo hakiho no halavan'ny hazo fisaka iray, ary iray hakiho sy sasany no indrabeny.[2.996]