Entrée |
inoana
(ino)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Ekena tanteraka: Inoako ny fahaizan' ny olo-mahay ankehitriny Ekena ho marina, ekena fa misy: Tsy azo inoana izany [1.1]
|
Explications en anglais | To be believed [1.7]
|
Explications en français | Qu'on croit [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Qu'on accepte sans réserve, qu'on reconnait [1.3]
|
Exemples |
1 | inoako ny fahaizany (je reconnais sa science)
[1.3]
|
2 | tsy azo inoana izany (on ne peut pas croire cela, c’est incroyable)
[1.3]
|
3 | Sarotra inoana izany.
[2.117]
|
4 | Tsy hitako be ihany zay hataoko teo anoloan' ny tsy azo inoana.
[2.471]
|
|
Morphologie |
Présent : |
inoana,
inoako,
inoanao,
inoany,
inoantsika,
inoanay,
inoanareo,
inoan',
inoan-,
inoam-,
inoa- |
Passé : |
ninoana,
ninoako,
ninoanao,
ninoany,
ninoantsika,
ninoanay,
ninoanareo,
ninoan',
ninoan-,
ninoam-,
ninoa- |
Futur : |
hinoana,
hinoako,
hinoanao,
hinoany,
hinoantsika,
hinoanay,
hinoanareo,
hinoan',
hinoan-,
hinoam-,
hinoa- |
Impératif : |
inoy |
|
|
Entrée |
inoana
(ino)
|
Partie du discours | verbe relatif
|
Morphologie |
Présent : |
inoana,
inoako,
inoanao,
inoany,
inoantsika,
inoanay,
inoanareo,
inoan',
inoan-,
inoam-,
inoa- |
Passé : |
ninoana,
ninoako,
ninoanao,
ninoany,
ninoantsika,
ninoanay,
ninoanareo,
ninoan',
ninoan-,
ninoam-,
ninoa- |
Futur : |
hinoana,
hinoako,
hinoanao,
hinoany,
hinoantsika,
hinoanay,
hinoanareo,
hinoan',
hinoan-,
hinoam-,
hinoa- |
Impératif : |
inoy |
|
|