Entrée |
iretsy
(itsy)
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | Enti-manondro zavatra na olona maro, avy amin' ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain' ny "itsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy [1.1]
|
Explications en anglais | Those (in sight), plur. of itsy [1.7]
|
Explications en français | Ceux-là (visibles), plur. de itsy [1.8]
|
Exemples |
1 | Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa.
[2.472]
|
2 | Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy.
[2.298]
|
3 | Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa.
[1.281]
|
|
Tableaux et planches |
|
|