Fa ny zavatra hafa no itiavo olona, fa ny fanjakana aza entina amin-kena-maso.[2.298]
2
any lehilahy lasa izany, no mba itiavo azy koa, fa io no tenany no asian-tsoa, io no hazo tapaky ny sampy, vorona fanpva hena, velona fanovan' ny maty, ary akaiky amoizana ny lavitra.[2.347]