Entrée | izany hoe | ||||||||
Mots élémentaires | izany ; hoe | ||||||||
Partie du discours | locution | ||||||||
Explications en malgache | Izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | That is to say [1.7] | ||||||||
Explications en français | C'est-à-dire [1.8, 1.13] | ||||||||
I.e.; id est [1.13] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/01 |