Entrée |
izao
(io)
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | Enti-manondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky ny varavarana: Ampangino izao radio midradradradra ao an' efitra ao izao, ry Ikoto a! na somary takontakona: Jereo izao itangoronan' ny olona izao, rankizy a. Ny "izao" koa anefa dia mety hanan-kevitra roa manokana hafa: 1) zavatra mitranga amin' ilay fotoana itenenana: Mahafinaritra ahy izao fahatongavanareo maro be mitsidika ahy izao. 2) hevitra na teny vao holazaina: Tsarovy tsara izao teny izao: Asio fieritreretana ny atao rehetra. [1.1]
|
Explications en anglais | This [1.7]
|
Explications en français | Celui-ci [1.8]
|
Exemples |
1 | tahaka izao no fanao.
[2.245]
|
2 | Ady izao rehetra izao.
[2.5]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
Tableaux et planches |
|
|
Entrée |
izao
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en anglais | Now [1.7]
|
Explications en français | Maintenant [1.8]
|
Exemples |
1 | Bedao amin' izao!
[2.587]
|
2 | Ka maninona aho izao?
[2.5]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
|