Entrée |
jambena
(jamba)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra Azon' ny fahasahiranana mafy. [1.1]
|
Explications en anglais | Temporarily blinded or dazzled [1.7]
|
Explications en français | ébloui; qui a les yeux troubles [1.8]
|
| Aveuglé, avoir les yeux troubles [1.5]
|
Exemples |
1 | Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa.
[2.472]
|
2 | Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand.
[1.369]
|
|
Dérivés |
|
Synonymes | |
|