Entrée |
kafiry
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mitsitsy tafahoatra, mampijaly tena na mampitondra fahoriana ny hafa noho ny fahihirana, kahidy [1.1]
|
Explications en anglais | Miserly, very avaricious [1.7]
|
Explications en français | Ladre, parcimonieux à l'excès, misérable, cruel, féroce, se dit de tout mal, de tout malheur excessif [1.3]
|
| Avare, ladre [1.8]
|
Exemples | Tsy mahasoa ny harena, amin'ny olona kafiry velona;
[2.996]
|
Dérivés |
|
Entrée |
kafiry
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Sompatra, mpamosavy [1.78]
|
|