Entrée | kanadianina | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Ny firenena monina amin' ny tanin' i Amerika avaratra (avaratr' i Etazonia): Ny ampahatelon' ny Kanadianina miteny frantsay, ny androatokony miteny anglisy Momba an' i Kanada, an' i Kanada na avy any Kanada: Ny fanamboarana taratasy no orinasa kanadianina lehibe indrindra noho ireo ala lehibe sy maro any aminy [1.1] | |
Explications en anglais | Canadian [3.1] | |
Explications en français | Canadien, canadienne [3.1] | |
Vocabulaire | Géographie: pays, peuples | |
Origine | Français: canadien. | |
Analogues | Kanadà | |
Mis à jour le 2020/07/31 |