Entrée | kanina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo [1.1] | |
Synonymes | tsikanina | |
Entrée | kañina | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | [Sihanaka] Tsy ambinina [1.78] | |
Anagrammes | ankany, ankina, kanina, kinana |
Mis à jour le 2020/07/31 |