Entrée | karibonetra | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Vovo-panafody fotsifotsy fandevonan-kanina, izay ataon' ny olona matetika amin' ny sakafo toy ny mangahazo mba hampahalemy azy na hampitombo azy hisavovona rehefa masaka [1.1] | |
Explications en anglais | Bicarbonate of soda [1.7] | |
Explications en français | Bicarbonate de soude [1.8] | |
Vocabulaire | Chimie ~ Santé | |
Origine | Anglais: bicarbonate. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |