Entrée |
kase
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin' ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase) Ny sary sy soratra voafindra amin' ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika ilay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin' ny teny hoe tomboka na fitomboka) [1.1]
|
Explications en anglais | A stamp, a seal [1.7]
|
Explications en français | Cachet, empreinte de cachet [1.8]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Origine | Français: cachet.
|
|