Entrée | katrohana (katroka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Donina: Nokatrohan' ilay fiarabe ny fiarakelinay ka nivadika Asiana: Nokotrohany totohondry ny oron-janany ka vaky ra Hanina, atao amin-joto sy amin-kafanam-po: Nokatrohan' ny adalavavy ny vary iray lovia be makadiry ka najifa tery ~ Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be bumped or banged against To be done with zele and effort [1.7] | ||||||||
Explications en français | Contre quoi on se heurte, qu'on heurte Qu'on fait avec zèle [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/02/21 |