Entrée | kenda roroka | ||
Mots élémentaires | kenda ; roroka | ||
Partie du discours | locution | ||
Explications en malgache | Fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina [1.1] | ||
Exemples | Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo.
[1.437] | ||
Mots composés, titres, noms |
| ||
Mis à jour le 2023/08/11 |