Entrée |
kifolona
(folona)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fakan-javatra fihinana [1.1]
|
Explications en français | [Merina, Sakalava]
Ipomoea desmophylla Bojer ex. Choisy (Convolvulaceae).
Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette.
Elles seraient purgatives à haute dose.
La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa).
[1.196]
|
Exemples | Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony.
[2.643]
|
|