Entrée | kirobo | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Anaram-bola malagasy ampahefatry ny ariary, izany hoe iraimbilanja sy voamena (1,20F). (Tsarahotsahivina fa ny ariary fahizay dia 4,80F; koa ny kirobo vazaha, izay ampahefatry ny ariary vazaha (5,00F) dia 1, 25. Ireto avy ny anarambola nidiran' ny teny hoe kirobo: lasiray sy kirobo 1,50F; kirobo sy voamena 1,40F; kirobo telo 3,60F; venty sy kirobo 2,00F) [1.1] | |
Exemples | Kirobo an-dafin-tsaha sikajy an-konahona [2.131] | |
Vocabulaire | Economie: finances, gestion | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot kirobo | |
Anagrammes | kirobo, kobory |
Mis à jour le 2020/07/31 |