Entrée |
kiry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1]
|
Explications en anglais | Obstinacy [1.7]
|
Explications en français | Entêtement [1.8]
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
kiry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra Volo eo anilan' ny sofina [1.1]
|
|
Entrée |
kiry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
fiovana
[1.78]
|
|
Entrée |
kiry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bara, Taisaka]
nendra
[1.78]
|
| [Tanosy]
hatina
[1.78]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
kiry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Tankarana]
Croix grecque. [1.19]
|
Synonymes | |
|