Entrée |
kolontsaina
|
Mots élémentaires | kolo ;
saina |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitambaran'ireo fomba sy filamatra entina hanabeazana ka zary fomba fisainana raikitra [1.13]
|
| Fitambaran' ny fomba amam-panao vokatry ny fandinihana sy fisainana ka iraisana sy ifampitaizana
ary ifandovana ao amin' ny fiarahamonina:
Azo amaritana fiarahamonina iray ny kolontsaina miaina sy iainany Fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalana vokatry ny fikatsaham-pivoarana sy fandrosoana [1.62]
|
Explications en français | Culture [1.13]
|
Exemples |
1 | Dia izay no nisarahan' ireto kolontsaina roa ireto.
[2.445]
|
2 | ny fandaminana na ny fampandehanana ny sehatrasa samihafa misahana lalàna, toekarena, sosialy ary kolontsaina;
[1.320]
|
3 | Vokatry ny fisedrana amin' ny raharaham-pifidianana sy kolontsaina amin' ny rafitra demokratika izay manaiky ny faharesena sy miarahaba ny mpandresy izany.
[4.27]
|
4 | Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin'angano fotsiny tsy akory.
[2.528]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
|