Entrée |
labozia
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Jiro vita amin' ny menak' omby na mena-biby hafa toy ny trozona, na savoka na parafina voaempo izay ampidirina andasitra ary asiana lahiny: Manome hazavana malefaka dia malefaka ny labozia. [1.1]
|
Explications en anglais | [ labozỳ ] A candle [1.2]
|
Explications en français | [ labozỳ ] Chandelle [1.3]
|
| Bougie [1.13]
|
Exemples |
1 | Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny.
[2.470]
|
2 | Taty aoriana aho vao nahalala ny solitany sy ny labozỳ.
[2.472]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
Origine | Français: la bougie.
|
Autres orthographes |
|