Entrée |
lahiaivo
(lahy, ivo)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny zanakalahy faharoa amin' ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan' ny voalohany sy ny farany [1.1]
|
Explications en anglais | The second son in a family [1.7]
|
Explications en français | Le cadet [1.3]
|
| Le deuxième fils d'une famille [1.8]
|
Exemples |
1 | maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo!
[2.944]
|
2 | Ny lahiaivo, Ratsimanonga na Ratsimanongarivo no nanjaka tany Mahabo.
[2.508]
|
|
Vocabulaire |
Analogues |
lahimatoa ~
vaviaivo ~
vavimatoa |
|