Entrée | lamisy | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo [1.1] | |||
Fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana [1.13] | ||||
Explications en français | Vilebrequin [1.13] | |||
Vocabulaire | Economie: mécanique | |||
Mots composés |
| |||
Origine | Français: la mèche. | |||
Autres orthographes | lamiso | |||
Anagrammes | lamisy, milasy, misaly, samily |
Mis à jour le 2021/10/17 |