Entrée |
lavabary
|
Mots élémentaires | lava- (lavaka) ; -bary (vary) |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
sompitra
[1.78]
|
Explications en anglais | [ lava-bary ] A rice-pit. In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft. deep [1.2]
|
Explications en français | [ lava-bary ] Trou creusé dans la terre pour y conserver le riz [1.3]
|
Explications en anglais | A pit for storing rice [1.7]
|
Explications en français | Fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier [1.8]
|
Exemples |
1 | Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana.
[1.381]
|
2 | Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra.
[2.59]
|
3 | Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao!
[2.587]
|
|
|