Entrée | laviana | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1] | ||||||
Vocabulaire | Météorologie | ||||||
Dérivés |
| ||||||
| |||||||
Anagrammes | avilana, ivalana, lavania, laviana, valiana |
Mis à jour le 2020/07/31 |