Entrée | letrezana | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin' izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain' olona [1.1] | ||
Mots composés, titres, noms |
| ||
Mis à jour le 2020/07/31 |