Entrée | liana | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Explications en malgache | Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1] | ||||
Explications en anglais | Strongly desiring something; impatient [1.7] | ||||
Explications en français | Avide, impatient [1.8] | ||||
Vocabulaire | Emotions | ||||
Dérivés |
| ||||
| |||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot liana | ||||
Anagrammes | alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana |
Mis à jour le 2023/06/16 |