Entrée | limonady | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin' ny voasarimakirana ka asiana rano sy siramamy ary indraindray gazy, izay mampisy tapoakan-drivotra mahatsara ny tsirony sy mahamanimanitra azy [1.1] | |
Vocabulaire | Economie: alimentation | |
Origine | Français: limonade. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |