Entrée | lisansy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga ambony; diplaoma omena an' izay afaka amin' io fanadinana io Taratasy fahazoan-dalana hampiasa fiarakaretsaka [1.1] | |
Vocabulaire | Education | |
Origine | Français: licence. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |