Entrée | loahana (loaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asiana loaka; asiana hirika, lavaka: Noloahan' ny voalavo ny tsihy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To have a hole made in it. cf. lavaka [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on troue [1.8] | ||||||||
Exemples | Rehefa izany dia loahana intelo amin' ny lefona ny voatavo arivolahy.
[2.508] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | ahalano, aholaña, analaho, haolàña, loahana |
Mis à jour le 2024/01/12 |