Entrée |
lohalaharana
|
Mots élémentaires | loha ;
laharana |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [ loha laharana ] Enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana [1.1]
|
Explications en français | Primordial; avant garde [1.13]
|
Exemples |
1 | Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo.
[2.472]
|
2 | Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana.
[4.27]
|
|
Morphologie |
Simple : |
lohalaharana,
lohalaharany,
lohalaharan' |
Préfixée : |
-dohalaharana,
-dohalaharany,
-dohalaharan' |
|
|