Entrée |
loharano
|
Mots élémentaires | loha ; rano |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1]
|
Explications en anglais | A spring of water [1.7]
|
Explications en français | Source [1.8]
|
Exemples | ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy
[2.48]
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Hyponymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
Loharano
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Sous-titre | T7 |
Auteur | Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte |
Editions | 1996. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 191. Analamahitsy.
|
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|
Entrée |
Loharano
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Sous-titre | T8 |
Auteur | Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean |
Editions | 1987. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 192. Fianarantsoa.
|
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|
Entrée |
Loharano
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Sous-titre | T9 |
Auteur | Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile |
Editions | 1988. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 152. Fianarantsoa.
|
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|
Entrée |
Loharano
|
Mots élémentaires | loharano |
Partie du discours | nom propre (journal)
|
Auteur | Andrianjafitrimo Edouard, 1914 |
Vocabulaire |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|
Entrée |
Loharano
(loha, rano)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333
-22.6166667, 47.8666667
-21.95, 48.1
|
|