Entrée |
lohateny
(loha, teny)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra:
"Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. [1.1]
|
Explications en anglais | A title, a heading [1.7]
|
Explications en français | Titre [1.8, 1.13, 1.5]
|
Exemples |
1 | Anaovy lohateny ny andininy tsirairay.
[2.285]
|
2 | jereo ka diniho tsara ny lohateny nomeny azy.
[2.314]
|
3 | Ny sasany indray mamaky ireo lohateny vita sora-baventy.
[2.117]
|
4 | Koa izao no lohateny vaovao narosony ary nekeko : "Ny fianarana mampisaraka amin'ny tany"
[2.356]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|