Entrée |
lozoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
Efitra [1.78]
|
| [Sihanaka]
Lavaka manodidina fiarovana tanàna [1.78]
|
| [Tanala]
Lalan-tery, lalana ety dia ety [1.78]
|
| Tsatokazo misy lavaka itsofohan' ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny Zohy any ambanin' ny tany: Misy lozoka ao anilan' ny vatolampy ao. [1.1]
|
Explications en anglais | A tunnel-like place of concealment, as in grass or bushes [1.7]
|
Explications en français | Tonnelle ou tunnel, abri dans lequel on se place [1.8]
|
Dérivés |
|
Synonymes | |
|
Entrée |
lozoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. ï [1.1]
|
Dérivés |
|
|