Entrée | mafafa (fafa) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony [1.1] | |
Explications en anglais | Exhausted, empty, gone [1.2] | |
Explications en français | Raflé, entièrement enlevé [1.3] | |
Exemples | ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be.
[2.996] | |
Anagrammes | famafa, mafafa |
Mis à jour le 2023/02/26 |