1 | Ny mamono olona mahafaty olona.
[1.123]
|
2 | Ny sazin'ny heloka tsy mahafaty.
[2.508]
|
3 | Nareo, hoy i, tsy raha mahafaty ahy!
[2.606]
|
4 | Mahafaty io poizina io (Ce poison est mortel)
[1.3]
|
5 | Mahafaty ny hafanana (La chaleur est assommante)
[1.3]
|
6 | Nahafaty olona iray izy (Il a tué une personne)
[1.3]
|
7 | Heloka mahatapa-doha izany, heloka mahafaty izany!
[2.528]
|
8 | Mahafaty ity fiakarana ity (Cette montée éreinte)
[1.3]
|
9 | Nahafaty ny vary ny rano (L’eau a abîmé le riz)
[1.3]
|
10 | Mahafaty ny fofon' io fatim-biby (Cette charogne empeste)
[1.3]
|
11 | Mahafaty izany setroka izany (Cette fumée est étouffante)
[1.3]
|
12 | Nahafaty ny jiro ny rivotra (Le vent a éteint la chandelle)
[1.3]
|
13 | Mahafaty tena ho an’ ny zanany izy (Il se tue pour ses enfants)
[1.3]
|
14 | Tsy mahafaty ny mamba ny bala (Les balles ne peuvent tuer un caïman)
[1.3]
|
15 | Tsy hahafaty azy io aretina io (Cette maladie ne lui donnera pas la mort)
[1.3]
|
16 | Ny ranonorana no nahafaty io hosodoko io (La pluie a abîmé cette peinture)
[1.3]
|
17 | Inona no nahafaty io soratra io? (Qu’est-ce qui a effacé cette écriture?)
[1.3]
|
18 | Nahafaty ariary telo aho tany an-tsena (J’ai gagné trois piastres au marché)
[1.3]
|
19 | Iza no nahafaty taminareo roa lahy? (Quel est celui de vous deux qui a gagné au jeu?)
[1.3]
|
20 | Inona no nahafaty ny herin' ity toaka ity? (Qu’est-ce qui a diminué la force de ce rhum?)
[1.3]
|