Entrée |
mahatsikaritra
(tsikaritra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena [1.1]
|
Explications en anglais | To perceive at a rapid glance [1.7]
|
Explications en français | Apercevoir instantanément [1.8]
|
Exemples | Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona.
[1.437]
|
Morphologie |
Présent : |
mahatsikaritra |
Passé : |
nahatsikaritra |
Futur : |
hahatsikaritra |
|
|