Exemples |
1 | Mahavoasazy ny manao izany.
[2.117]
|
2 | Tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna navoaka hanan-kery alohan' ny nanaovana ilay fihetsika mahavoasazy.
[1.320]
|
3 | Samia hendry tsara mandra-pahatongan' io andro io, satria raha misy tsy hendry, dia sady voasazy tsy man-kany, no mahavoasazy koa ny sisa rehetra, tsy misy afaka handeha.
[2.332]
|
|