Entrée |
mambabo
(babo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary [1.1]
|
Explications en anglais | To capture, to seize [1.7]
|
Explications en français | Capturer [1.3, 1.8]
|
| Confisquer, piller [1.3]
|
| Saisir [1.8]
|
Exemples |
1 | Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana.
[2.470]
|
2 | Ny kintana alinalina, Mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy!
[1.263]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mambabo |
Passé : |
nambabo |
Futur : |
hambabo |
Impératif : |
mambaboa |
|
Autres orthographes |
|