Entrée | mamono lamba | |
Mots élémentaires | mamono ; lamba | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Anambarana ny famonosan-damba ny maty na ny razana ao am-pasana; mandrakotra lambamena vaovao indray ny maty amin' ny famadihana [1.1] | |
Mis à jour le 2023/04/16 |