Entrée |
mamory
(vory)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | ( mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka
[1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
mamory |
Passé : |
namory |
Futur : |
hamory |
|
Synonymes | |
Mots composés |
|
|
Entrée |
mamory
(vory)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika [1.1]
|
Explications en anglais | To gather, to collect [1.7]
|
Explications en français | Réunir, rassembler [1.8]
|
Exemples |
1 | Ka ianao ihany no mamory.
[2.588]
|
2 | ka samia mamory havana isika roa lahy, fa fara-doboka izao.
[2.69]
|
3 | Dia mamory indray isika, ka samy hanonona izay zakany.
[2.59]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mamory |
Passé : |
namory |
Futur : |
hamory |
Impératif : |
mamoria |
|
|
Entrée |
mamory
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tanala]
Mamarana amin-java-maranitra ho dombo [1.78]
|
|