Entrée mampandroso (roso)
Partie du discours verbe actif
Explications en français Faire fructifier, faire progresser [1.13]
Exemples 
1Fanabeazana mampandroso ny sivilizasionina malagasy (Fety Miehel. [2.285]
2ary tsy mahasoa ny ankizy ny mifindrafindra fianaràna mandra-kariva, fa tsy mampandroso ny fahaizany izany. [1.123]
Morphologie 
Présent : mampandroso
Passé : nampandroso
Futur : hampandroso
Impératif : mampandrosoa

Mis à jour le 2024/05/27