Entrée |
mampianatra
(anatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy [1.1]
|
Explications en anglais | To teach [1.7]
|
Explications en français | Enseigner [1.8]
|
Exemples |
1 | Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa.
[2.332]
|
2 | Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra?
[4.27]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
mampianatra |
Passé : |
nampianatra |
Futur : |
hampianatra |
Impératif : |
mampianara |
|
Mots composés |
|
|