Entrée |
mampirina
(ampirina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [1.1]
|
Explications en anglais | To arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina.
[1.2]
|
Exemples | Koa izay rehetra te-handeha modia mampirina ny zavany, ary manamboatra izay vàtsy sy zavatra ho entiny.
[2.588]
|
Morphologie |
Présent : |
mampirina |
Passé : |
nampirina |
Futur : |
hampirina |
Impératif : |
mampirima |
|
Synonymes | |
|