Entrée | manaboabo (aboabo (abo)) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny Midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka Manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To elevate, to raise higher, to honour, to exalt. [1.2] | ||||||||
Explications en français | Vanter, exalter [1.3] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | boamboana, manaboabo |
Mis à jour le 2023/04/04 |